Mpitsabo 38 no nofanina ho mpandrindra ireo tobim-piantsoana 910 telo eto Antananarivo araka ny voalazan’ny dokotera Manitra Rakotoarivony nandritra anio 14 aprily.
Hiparitaka manomboka rahampitsy izy ireo handrindra ireo antso ao amin’ny 910 mba hanenana ireo antso very.















