SYSTÈME LMD

Nanome fanazavana mahakasika ny système LMD i Blanche Nirina Richard, ministra ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika mahakasika io rafitra io sy ny resaka manodidina izay.