TAFIKA MALAGASY : ANGIDIM-BY EFATRA

Angidim-by efatra ho fampitaovana ny Tafika Malagasy. Araka ny fanambarana nataon’ny Minisitry ny fiarovam-pirenena omaly, 7 mai, teny Ampahibe: « Ho avy tsy ho ela ny telo amin’izy ireo ». Marihina fa ny iray kosa dia efa tonga eto an-toerana.