TSENA – Milaza ho sahirana ireo mpivarotra kojakoja fampiasa amin’ny andavanandro
Noho ny fikatonan’ny sisin-tany, dia mikatso ny fanafarana ny sokajin’entana sasan-tsasany avy any ivelany. Anisan’ireo mahatsiaro sahirana noho izany ireo ...
Noho ny fikatonan’ny sisin-tany, dia mikatso ny fanafarana ny sokajin’entana sasan-tsasany avy any ivelany. Anisan’ireo mahatsiaro sahirana noho izany ireo ...
Nahemotra ny daty fametrahana atontan-taratasy hoan’ireo izay hanala fanadinana bakalorea, hoy ny nambaran’ny profesora Jean François Rajaonarison, Talen’ny Fampianarana ambony ...
- Ampasapito : 10h - Avaradoha : 10h10 - Betongolo : 10h20 - Besarety : 10h40 - Rasalama : 10h40 ...
Antananarivo 29 avril, 15h10, l’avion affrété par la Guinée Equatoriale atterrit sur le tarmac de l’Aéroport international d’Ivato. La délégation ...
FANAOVANA ARO VAVA AO AN-DAKILASY – Misy milaza ireo mpanabe fa tsy tokony ho voasakana ny fifantohan’ireo mpianatra Misy amin’ireo ...
Herinandro mahery izay no niverina niasa ireo fiara fitateram-bahoaka. Misy ireo fepetra manokana noraisin’ny tompon’andraikitra amin’izany. Manoloana izany indrindra dia ...
- Mahamasina 9h - Ambohijatovo 9h10 - Bel'air 9h25 - Anjanahary 9h30 - Andravoahangy 10h - Ankorondrano 10h50
Anisan’ny mampifanolana ny raiaman-dreny sy ny tompon’andraikitry ny sekoly ny fandoavana saram-paianarana mandritra ny fotoanan’ny fihibohana. Na dia eo aza ...
Toeram-pivarotana iray tetsy Andavamamba no notafihan’ny andian-jiolahy ny alin’ny alatsinainy 27 aprily ka naharatrana tovolahy iray. Miaiky ny avy eo ...
Taorian’ny resabe nisy teo anivon’ny tambazotran-tserasera mahakasika ireo mpianatra tsy nanaiky hisotro Covid-organics tao amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha, dia nanazava ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.