FAHAVARATRA – Tsy nifankahitana ny fitohanan’ny fifamoivoizana noho ny orana teto Antananarivo sy ny manodidina
Antananarivo, 21 Desambra, 9 ora alina – Fitohanan'ny fifamoivoizana. Arabe tondraky ny rano. Jiro tapaka. Azo lazaina ho tafiditra amin'izay ...












