Fitakiana ireo Nosy kely manodidina an’i Madagasikara, mbola hitohy ny fifampiresahana amin’ny Lafrantsa
Mitohy ny fifampiresahana eo amin'i Madagasikara sy Lafrantsa momba ireo nosy kely manodidina an'i Madagasikara, hoy ny minisitra ny Raharaham-bahiny, ...



















