VAOVAO – MINUTE FLASH 08 DESAMBRA 2021
- LALANA – Nalefa hodinihin’ny governemanta tamin’ity herinandro ity ilay tolo-dalàna mikasika ny fampitsaharana vohoka noho ny antony ara-pahasalamana - ...
- LALANA – Nalefa hodinihin’ny governemanta tamin’ity herinandro ity ilay tolo-dalàna mikasika ny fampitsaharana vohoka noho ny antony ara-pahasalamana - ...
- FITSARANA : Notsipahin’i Paul Rafanoharana ny fiampangana azy ary notsindriany nanoloana ny mpitsara fa famolavolana tetibola no tao anatin’ilay ...
- RAFI-PITANTANANA – Andrianarisedo Retaf Arsène Dama no voafidy ho filoha vaovaon’ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana. - FITSARANA ...
- TETIKASA PAGOSE - Naloan’ny JIRAMA ny vola mitentina 634 719 dollars nangatahan’ny Banky iraisam-pirenena onerana. - FIZAHAN-TANY : Mieritreritra ...
- VALANARETINA – Olona 91 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretin’ny Covid-19 ny alarobia voalohan’ny volana Desambra, hoy ny Praiminisitra ...
- FAHASALAMANA – Mitsipaka tanteraka izay mety ho fampitsaharana vohoka na inona antony na inona ny Fivondronan’ny fiangonana kristiana eto ...
- TSENA : Tsy maintsy miakatra ny vidin’ny henan’omby eny an-tsena hoy ny Sekreteram-panjakana misahana ny zandarimariam-pirenena - TOE-KARENA : ...
- VALANARETINA- Olona telo no mitondra ny tsimokaretina coronavirus any amin'ny faritra Boeny, miisa 258 ny tranga vaovao teto Madagasikara ...
FITANTANANA NY JIRAMA - Vola 1,752 tapitrisa dolara no angatahan'ny Banky iraisam-pirenena haverin'ny ny fanjakana Malagasy FITSARANA - Tsy voamarina ...
FANAOVAN-DALÀNA - Nitsangana ny komity manara-maso ny tolo-dalàna momba ny fampiatoana ny vohoka noho ny antony fahasalamana FAHASALAMANA: Naharay vakisiny ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.