VAOVAO – MINUTE FLASH 10 NOVAMBRA 2021
- FIFAMOIVOIZANA : Tsy mbola hihatra ny fiakaran’ny saran-dalana amin’ny fitaterana olona amin’ny zotra nasionaly, hisy kaomisiona manokana handinika ny ...
- FIFAMOIVOIZANA : Tsy mbola hihatra ny fiakaran’ny saran-dalana amin’ny fitaterana olona amin’ny zotra nasionaly, hisy kaomisiona manokana handinika ny ...
- TOETRANDRO : Mety hahatratra hatramin'ny 41°C ny hafanana any Atsimon'ny Nosy - BAOLINA KITRA : Tsy ho avy handray ...
- ANGOVO - Mety mbola hisy ny fahatapahan’ny herinaratra mandritra ny ora mahabe mpampiasa na ny "heures de pointe" ho ...
- FITRANDRAHANA – Mangataka ny hanohizana ny fanondranana any ivelany ireo mpisehatra eo amin’ny fanondranana harena ankibon’ny tany - ANTENIMIERAMPIRENENA ...
- FAHASALAMANA : Toherin'ny mpisehatra matihanina amin'ny fivarotam-panafody ny tolo-dalàna fampitoviana lenta azy ireo amin'ny toby fitehirizana sy fivarotam-panafody - ...
- FIFANDRAISAN-DAVITRA - Namoaka hajia vaovao enina ho fanomezam-boninahitra ny mpikaroka Jonah Ratsimbazafy sy ho fanehoana karazan-gidro dimy eto Madagasikara ...
- FAHASALAMAN'NY SAINA- Niompana tamin'ny fandraisana an-tanana ara-tsaina ireo ankizy iharan’ny herisetra ny Kongresy nasionaly faharoan'ny psykôlôgy eto Madagasikara. - ...
- VAROTRA : Tsy mihoatra ny 120.000 ariary ny vidin’ny kilaon’ny lavanila voakarakara - SEHATRA TSY MIANKINA : Nanome fanampiana ...
- FITAKIANA : Nifarana ny hetsika nataon’ny mpiasan’ny fadin-tseranana, miverina miasa izy ireo - VAKISINY : 83% no tahan’ireo olona ...
FITATERANA – Fifanenjehana fiara mpitatitra no mety nahatonga ilay lozam-pifamoivoizana nahafaty olona valo tany Marovoay Moramanga hoy ny zandarimaria FITAKIANA ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.