TANÀ-MASOANDRO

Tsy ho nofy intsony ny « Tanà-Masoandro ». Hiroso amin’ny fanamboaranana ilay tanàna vaovao nampantenain’ny Filoha Andry Rajoelina ny Fanjakana malagasy. Nampafantarina androany 03 May ity tetikasa ity.