– FITANTANANA – Milaza ny tsy hanajanona ny fitokonana ny mpiasan’ny Paositra malagasy raha tsy miala ny minisitra
– FITATERANA AN-DRENIVOHITRA- Hiasa manomboka ny tapatapaky ny volana jolay ny zotra mampitohy an’I Talatamaty sy Akorondrano
– FAMPIANARANA AMBONY – Mitokona ireo mpiasa mpandraharaha ao amin’ny Oniversiten’i Toamasina

