VAOVAO – MINUTE FLASH 02 MAY 2022

– ASA – Hiakatra ho 250.000ar ny karama farany ambany, hitombo 5% ny karaman’ireo mpiasam-panjakana sokajy ambony, raha toa ka 25% ho an’ireo sokajy ambany indrindra.
– ENTANA ILAINA ANDAVANANDRO – Atahorana ny tsy fahampiana sy ny fiakaran’ny vidin’ny menaka fahandro noho ny fiantonan’ny fanondranana menaka vita amin’ny Palma avy any Indonésie
– VALANARETINA – Miisa 29 ny trangana covid-19 voamarina nanomboka ny 23 hatramin’ny 29 Avrily