– ARETI-MIFINDRA : Olona fito no maty vokatry ny pesta mpahazo ny avokavoka tany amin’ny kaominina ambanivohitr’i Miandrandra Arivonimamo
– BAOLINA KITRA : Tapak’andro maraina ihany dia lany ny tapakila manokana namidy 20 000 ariary sy 30 000ariary hahafahana mijery ny baolina hifanandrinan’i Madagasikara sy i Bénin.
– FITATERANA : Ho hampidirina ambalam-pamonjana ireo cyclo-pousse sy ireo fitaovam-pitaterana tsy nahazo alalàna, araka ny tapaky ny manam-pahefana monisipaly.
