– RAHARAHA BESAKAY AMBATONDRAZAKA – Mbola mangadihady ny tanànan’Amparibola Mandanivatsy nilaozan’ny mponina taorian’ny nahafatesana zandary tany an-toerana
– FANAOVAN-DALANA – Efa manomankomana ny hamolavola fanitsiana ny teti-bola 2021 ny ao amin’ny minisiteran’ny Toe-karena sy ny fitantanam-bola
– TONTOLO IAINANA – Simba ny 60%-n’ny faritra mando eto Antananarivo sy ny manodidina














