– ANDRIM-PANJAKANA : Efa miandry izay handimby azy eo anivon’ny Fitsarana Avo momba ny lalàm-panorenana i Jean Eric Rakotoarisoa – TONTOLO IAINANA : Ben’ny ala anankiray namita iraka tany Lambokely Menabe Antimena no nisy nandratra tamin’ny lefona – VONTOVORONA : Nanao tsipaipaika ny mpianatry ny Polytekinika hanonerana ny fahasimbana nisy tamin’ny tranon’ireo mpivarotra taorian’ny hetsika nataony














