VAOVAO – MINUTE FLASH 03 SEPTAMBRA 2021

– VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny coronavirus tamin’ny datin’ny 2 Septambra, roa ireo tranga vaovao hita
– VAROTRA : Noferan’ny fanjakana ho 250 dolara farafahakeliny ny kilaon’ny lavanila fanondrana.
– BAOLINA KITRA : Ny sabotsy 4 Septambra no hanainga ho any Tanzania ny mpilalao Barea