VAOVAO – MINUTE FLASH 04 JANOARY 2022

– FANABEAZANA : Mihemotra amin’ny 17 Janoary ny fidiran’ny mpianatra ho amin’ny roa volana fahatelo eto Analamanga
– FAMATSIANA JIRO : Tapaka tanteraka ny famokarana herinaratra any Andekaleka
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Mbola misy fandriana 260 mbola tsy ampiasaina eny anivon’ny CTC eto Analamanga hatramin’ny omaly alatsinainy