– VALANARETINA : Olona efa voan’ny covid-19, tsy misy ny aina nafoy
– RAHARAHA FIKASANA HAMONO FILOHA : Olona valo no nahazo fahafahana vonjimaiko, olona dimy no arahi-maso
– FANOMPOAM-PIRENENA : Tanora 12 000 no voalaza fa nanao fitsarana miaramila nandritra ny roa andro voalohany nisokafan’ny hetsika

