– FANONDRANANA VOLAMENA – Olona iray ahiahiana ho mpiray tsikombakomba tamin’ireo lehilahy telo tratra any Afrika Atsimo no efa voasambotra teto Madagasikara
– FOTODRAFITRASA – Manentana amin’ny fanajana ny fananana iombonana ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy
– TAONA 2021 –Milatsaka faran’ny herinandro ny ankamaroan’ireo andro tsy fiasana













