VAOVAO – MINUTE FLASH 05 OKTOBRA 2021

– FIOMPIANA : Nanatrika ny fahatongavan’ny omby vavy be ronono miisa 165 nohafarana avy any ivelany ny Filohan’ny Repoblika
– FAMATSIANA : Tsy poizina ilay rano fotsifotsy mivoaka avy ao amin’ny orinasa mpanodina taratasy hoy ny ministeran’ny Indostria
– BAOLINA KITRA : Androany talata hariva vao nanainga ho any Kinshasa ny Barean’i Madagasikara