– VALANARETINA – Niampy fito ny matin’ny coronavirus, olona 304 vaovao no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina.
– FIHIBOHANA – Mitsahatra vonjimaika ny fizarana vatsy tsinjo eny anivon’ny fokontany
– FANAMPIANA SOSIALIM-BAHOAKA – Miditra an-tsehatra amin’ny fandaminana ny fitsinjarana ny Vatsy tsinjo ny minisitra.













