– VALANARETINA – Vaksiny Pfizer miisa 409 500 fatra indray no tonga indray teto Madagasikara omaly alarobia, fanomezana avy amin’ny governemanta amerikana
– FAMPIANARANA – Nahemotra ho amin’ny 17 Janoary ny fidirana eny amin’ny Oniversite sy ny sekoly tekinika rehetra
– FANODIKODINANA : Notanana am-ponja vonjimaika ireo teratany malagasy roa tratra sy voarohirohy ho nanodikodina volamena tany Kaomoro
