– FAKANA AN-KERINY – Tovovavy 15 hatramin’ny 21 taona eo ankehitriny no lasibatry ny mpaka an-keriny
– VALANARETINA – Olona iray namoy ny ainy, maherin’ny zato kosa ireo marary vaovaon’ny Covid-19 ny 28 hatramin’ny 3 Jona
– BAOLINA KITRA – Nisaraka ady sahala ny Barean’i Madagasikara sy ny Palancas Negras an’i Angola tamin’ny andro faharoan’ny fifanintsanana hiadiana ny amboaran’i Afrika 2023
