LOZA – Tafiakatra 20 ny isan’ireo namoy ny ainy, 69 102 ireo olona nafindra toerana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai
FAMPIANARANA – Mpianatra miisa 9 000 farafahakeliny no tsy afa-mianatra noho ny fahasimban’ny trano fianarana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai, araka ny tatitry ny BNGRC.
FAHATSIAROVANA – Anisan’ny vokatry ny tolona tamin’ny taona 2009 ny endriky ny fahalalana maneho hevitra amin’izao fotoana izao, araka ny nambaran’i Christine Razanamahasoa.
