– BAOLINA KITRA – Resy tamin’ny isa 3 noho 2 nanoloana ny Taifa Stars Tanzaniana ny Barean’i Madagasikara
– RAHARAHAM-PITSARANA – Mitaky ny hanafainganana ny fikarakarana ny taratasin’ireo olona voatazona am-ponja vonjimaika ny minisitry ny Fitsarana
– FOTODRAFITRASA- Hanatrika ny fanombohan’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-6 ny Filohan’ny Repoblika amin’ny faran’ny herinandro
