– ASA VITA : Anisan’ny veliranon’ny Filoha nahazo naoty tsara ny sehatry ny fanatanjahan-tena sy ny fanabeazana hoy ny vokatry ny fanadihadiana nataon’ny vondrona Ivorary
– DIPLAOMASIA : Nihaona tamin’ny masoivohon’ny Vondrona eoropeanina ny minisitry ny Fiarovam-pirenena androany zoma, nohalafisiny fa misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny firenena rehetra i Madagasikara
– FAHASALAMANA : Olona dimy no matin’ny fanapoizinana ara-tsakafo tany amin’ny distrikan’i Manakara
