– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO HAREM-PIRENENA : Niakatra fampanoavana androany zoma ireo voarohirohy amin’ilay raharaha famoahana volamena 73 kilao tratra tany Afrika Atsimo
– FANABEAZANA : Mieritreritra ny handray an-tanana ny fifaninana hidirana ho mpianatra ao amin’ny Sekoly ambony manofana ho mpampianatra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena
– FANATANJAHAN-TENA : Tsy ho azo fidiana ho filohan’ny kaonfederasionina afrikanina momba ny baolina kitra na ny CAF i Ahmad














