– FOTODRAFITRASA : Nitokana ny fahavitan’ny tapany voalohany amin’ny fanitarana ny seranatsambon’i Toamasina i Andry Rajoelina
– FANADIOVANA : Manomboka ny fandraofana sy ny fanalana ny fako nivangongo eto Antananarivo
– HETSIKA : Nomena sehatra ireo tanora nandritra ny Andro iraisam-pirenena hoan’ny ady amin’ny kolikoly
