– ANTENIMIERAM-PIRENENA : Foana ny fihaonan’ny governemanta sy ny depiote izay kasaina atao ny 14 sy 15 Desambra ho avy izao
– FITATERANA – Miverina ny sidin’ny Air Austral isaky ny faran’ny herinandro hoan’Antananarivo sy Nosy Be mandritra ny fotoana voafetra
– BAOLINA KITRA – Ny faran’ny herinandro izao no lalao farany amin’ny fifaninana Pro League amin’ity taona ity, hiverina ny fifaninana ny Febroary 2023
– FANATANJAHAN-TENA : Niatrika fiofanana ireo mpiangaly ny taranja tolona niaraka tamina manam-pahaizana iraisam-pirenena
