– VALANARETINA – Nanova fomba fanamarinana ny fahasitranan’ny mararin’ny Covid 19 i Madagasikara
– COVID-19 – Tsy tafiditra anatin’ny antontan’isa taterina isan’andro ny tranga mampiahiahy na voalaza fa maty noho ny tsimokaretina coronavirus aza
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Afaka manome fanafody ireo mararin’ny coronavirus ireo mpitsabo eo anivon’ny Tobim-pahasalamana fototra












