VAOVAO – MINUTE FLASH 09 NOVAMBRA 2021

– TOETRANDRO : Mety hahatratra hatramin’ny 41°C ny hafanana any Atsimon’ny Nosy

– BAOLINA KITRA : Tsy ho avy handray anjara amin’ny lalao hifanandrinan’ny Barea amin’ny Écureuils-n’i Bénin i Yannick Pandor

– FITSARANA : Voatonona ho isan’ny mpiray tsikombakomba tamin’ny tsy fahitana voafonja 32 tany Miandrivazo ny lehiben’ny fonja teo aloha sy mpiasan’ny fonja miisa efatra