VAOVAO – MINUTE FLASH 10 JONA 2022

– FOTODRAFITRASA – Hatomboka ny zoma 17 Jona izao ny asa fanarenana ny ampahany mampitohy an’i Tolagnaro sy Ambovombe amin’ny Lalam-pirenena faha-13
– SANDAM-BOLA – Efa mihoatra ny 4.000 ariary ny sandan’ny dolara iray eo amin’ny tsenam-bola vahiny.
– ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ASA TANANA – Manome lanja ny asa-tanana mampiavaka ny faritra ireo tranoheva miisa 70 mampiranty ao amin’ny hôtely Carlton Anosy.