VAOVAO – MINUTE FLASH 10 MARTSA 2022

– LOZA VOAJANAHARY – Olona iray no namoy ny ainy, iray tsy hita popoka ary miisa 935 ireo traboina taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Gombe
– FAMPIANARANA AMBONY- Eo am-pandaminana ny fandoavana ny vatsim-pianaran’ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa ireo tompon’andraikitra.
– COVID-19 – Ny eto Analamanga no ahitana olona manao vakisiny miaro amin’ny Covid-19 maro indrindra