VAOVAO MINUTE FLASH 10 MARTSA 2023

TONTOLO IAINANA – Mpianatra 15 000 ao amin’ny distrikan’Ambato Boeny sy Marovoay no misitraka ny tetik’asa  »mpianatra iray, hazo iray »
FANDRAHARAHANA – Nisokatra etsy Anosy nanomboka androany ny  »Espace Jeunes Entrepreneurs »
HERINARATRA – Hampihena hatramin’ny 75% ny vidin-jiro ny fananganana ireo  »parcs solaires »
FAMPIANARANA AMBONY – Miankina amin’ny fotoana farany fisoratana anarana eny amin’ny Oniversite no iantombohan’ny fikirakirana ny antontan-taratasy manodidina ny vatsim-pianarana