VAOVAO – MINUTE FLASH 11 FEBROARY 2022

– FANABEAZANA : Ankizy maherin’ny 133 000 no tsy afaka nianatra taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai, ho apetraka ny brigade d’intervention hanarina ireo sekoly simba.
– VOINA : Nanainga ho any Nosy Varika ny vary 64 taonina hanampiana ireo tra-boina
– VOINA : Niakatra 120 ny isan’ireo namoy ny ainy noho ny fandalovan’ny rivodoza