– FIARAHA-MONINA : Tombanana tsy ho latsaky ny 12.000 ny isan’ireo ankizy mirenireny eny an-dalam-be eto Antananarivo
– PASKA : Maherin’ny 4.800 ny isan’ireo polisy hahetsika manerana ny Nosy hitandroana ny filaminana mandritry ny fety.
– FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY : Tsy mbola nilaza mazava ny ho tohin’ny hetsika ny Seces taorian’ny « anjerimanontolo sy toeram-pikarohana maty » nandritra ny roa andro teo anivon’ny Oniversitem-panjakana vitsivitsy.
