– VALANARETINA – Niampy enina ireo namoy ny ainy noho ny Covid-19, 159 ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FANEFITRA MIARO AMIN’NY COVID-19 – Ny taona 2023 no eritreretina ho vita vaksiny ny 80% ny malagasy 18 taona no mihoatra.
– FINOANA – Ny alakamisy 13 May no hankalazan’ireo mpino silamo eto Madagasikara ny Eid al fitr na famaranana ny ramadany

