– BAOLINA KITRA – Toerana telo ivelan’ny kianja no natokana hanarahan’ny mponin’i Toamasina ny lalao hihaonan’i madagasikara sy Côte d’Ivoire
-FITSARANA – Asa an-terivozona imasom-bahoaka no hanasaziana ireo mpanolana hoy ny minisiteran’ny Fitsarana
– TSY FANDRIAMPAHALEMANA – Zandary iray, sivily telo ary dahalo 11 « no maty tamin’ny fifandonana tao Mahabo














