– FAMATSIANA – Namoaka ny antsipirihany amin’ny asa ho atao amin’ny fanamboarana ny fantsona miala ao Efaho hamatsy rano an’Ambovombe sy ny manodidina ny ministera misahana ny rano
– FIVAROTAN-KAZO – Milaza ho tsy manana eritreritra ny hanao fihetsiketsehana ireo mpisehatra amin’ny hazo saingy mangataka kosa izy ireo ny hamerenana ny fahazoan-dalana hanapaka hazo tsotra
– BAOLINA KITRA – Mpijery miisa iray alina no nahazo alalana avy amin’ny CAF hanatrika ny lalao hifanandrinan’ny CFFA sy ny Interclube avy ao Luanda amin’ny alahady izao
