– FAMPIANARANA : Ny 18 hatramin’ny 28 Jolay ho avy izao no hanatanterahana ny fanadinana bakalorea ho an’ny taom-pianarana 2021-2022
– TONTOLO IAINANA : Hosokafana amin’ny fomba ofisialy any Mahanoro ny 19 Janoary izao ny taom-pambolen-kazo 2022.
– BAOLINA KITRA : Ny vola Jona no hiditra an-tsehatra ny Barea mandritra ny lalao isam-bondrona amin’ny fifanintsanana CAN 2023
