– BAOLINA KITRA – Tsy raikitra indray ny lalao ara-pirahalahiana amin’ny les Éperviers an’i Togo sy ny Barea an’i Madagasikara
– VALANARETINA – Olona efatra no maty ary sivy amby fitopolo no tranga vaovaon’ny covid-19 ny 5 hatramin’ny 11 Martsa 2022.
– FIFINDRA-MONINA – Malagasy 55 nikasa hifindra monina no tra-tehaky ny mpitandro filaminana tany Atsimo-atsinanan’ny nosy Mayotte
