VAOVAO – MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2022

– TOETRANDRO – Niditra an-tanety androany talata tamin’ny mitataovovonana tao Sainte Marie ary androany tolakandro tao Soanierana Ivongo ny rivodoza Dumako
– GOVERNEMANTA – Vita teny Faravohitra androany maraina ny famindram-pitantanana teo amin’ny ministry ny Fitsarana teo aloha Herilaza Imbiki sy ny mpisolo azy vonjimaika Gisèle Ranamp
– FAMPIANARANA – Hanokana herinandro roa ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena hanonerana ireo ora tsy nahafahana nianatra nandritra ny Roa volana fahatelo.