VAOVAO – MINUTE FLASH 15 JOLAY 2020

– VALANARETINA : Olona 262 vaovao indray no voamarina fa voan’ny coronavirus, niampy efatra ireo maty.

– FIARAHA-MONINA – Fianakaviana 45 000 avy eto Antananarivo no hisitraka ny tsena sosialim-bahoaka

– VAROTRA – « Vaky vavasaha » any Sava sy Analanjirofo, misokatra anaty hamehana ara-pahasalamana ny tsenan’ny lavanila maitso