– FITATERANA AN-DRANOMASINA – Maminavina ny hampiasa bebe kokoa ireo seranan-tsambo hafa ny Fitondram-panjakana hampihenana ny fitohanana ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina
– TONTOLO IAINANA – Ny orinasa QMM no hiantoka ny lany rehetra amin’ny fampitaovana ny fanaovana fanadihadiana ny antony nahafaty ireo trondro tany Tolagnaro.
– COVID-19 – Maherin’ny 700 ireo mpiasan’ny Fahasalamana teny amin’ireo CTC teto Analamanga no nandray ny tambin-karamany volana Janoary.
