VAOVAO – MINUTE FLASH 15 OKTOBRA 2021

– ANGOVO – Hiverina amin’ny vidiny teo aloha ny vidin’ny entona fandrehitra amin’ny tavoahangy 4 kilao sy ny entona fandrehitra antsinjarany
– FOARA – Tranoheva 120 no mandray anjara amin’ny foaraben’ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena mandritra ny telo andro
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Nanao sonia ny programa ho an’ny teti-bola manokana ho an’ny fitsaboana vonjy taitra ny filohan’ny Repoblika androany Zoma