VAOVAO – MINUTE FLASH 16 JONA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona iray no matin’ny covid-19 omaly talata, olona 32 vaovao mitondra ny tsimokaretina
– FAMPIANARANA AMBONY : Olona iray no maty, trano iray no may nandritra ny fihetsiketsehana fitakiana nataon’ny mpianatra amin’ny anjerimanontolo tany Toliara
– FIVEZIVEZENA : Nivoaka any ivelany hamonjy ny fandraisan-janany vavy tokana ny sakramentan’ny fankaherezana ny filoha Rajoelina