– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Ireo izay nanatanteraka vakisiny ny 10 may ka hatramin’ny 24 may no hisantatra voalohany ny vakisiny Covishield/AstraZeneca andiany faharoa
– FITANTANANA : Mahery Andriamamonjy no tale jeneraly vaovao misolo toerana vonjimaika ao amin’ny Tsaradia
– GOVERNEMANTA : Mitohy ny famindram-pitantanana eo anivon’ireo ministera samihafa
