– ANTENIMIERAMPIRENENA : Nahemotra amin’ny fotoam-pivoriana manaraka ny tatitry ny vaomiera misahana ny fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo
– FITANTANANA NY FIRENENA : Nifantoka tamin’ny fandalinana ny PEM ny filan-kevitry ny minisitra
– TSY FANJARIAN-TSAKAFO : Famatsiam-bola 100 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena hanohanana ireo tetikasa lavitra ezaka miady amin’ny kere any Atsimon’ny Nosy














