– VALANARETINA – Tsy nisy maty noho ny Covid-19 omaly alarobia, 36 ny tranga vaovao
– VAKSINY – Tara ny fanombohan’ny fanaovam-bakisiny androany alakamisy na andro farany aza, nisy ny toerana tsy nandray olona intsony
– ANTENIMIERAMPIRENENA – Ny Tale jeneralin’ny Angovo sy ny akoranafo sy ny Tale jeneralin’ny Jirama no nisolo tena ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo nanoloana ny solombavambahoaka

