VAOVAO – MINUTE FLASH 17 JONA 2022

– FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY – Milaza ny hanatsahatra ny hetsika Oniversite sy ivotoeram-pikarohana maty ny Seces mba hitandroana ny tombontsoan’ny mpianatra
– FITSARANA – Manohy vonjimaika ny asany ao amin’ny fandrindrana ny Tendrom-pitsarana miady amin’ny kolikoly na ny PAC i Harimahefa Ratiaraisoa na dia efa tapitra aza ny fotoam-piasany
– FOTODRAFITRASA – Natomboka androany zoma ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-13 mampitohy an’Ambovombe sy Tolagnaro.