– HETRA – Nanamafy ny minisitry ny Toe-karena sy ny fitantanam-bola fa tsy mandoa hetra ireo sekoly tsy miankina amin’ny Fanjakana amin’ity taona 2021 ity
– FANONDRANANA – Hivoaka ny alatsinainy ho avy izao ny lisitr’ireo mpanondrana lavanila ara-dalàna ho an’ny taom-pamokarana 2021-2022
– ZANDARIMARIA – Nandray ny fibaikoana ny zandarimariam-pirenena tamin’ny fomba ofisialy ny komandy vaovaon’ny zandarimaria ny jeneraly Andriatsarafara Rakotondrazaka
